Entry | 1 tonon' andro |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] vintana araka ny andro ahaterahana |
Explanations in French |
4 [1.10] jours astrologiques 5 [1.3, 1.5] le destin du jour 6 [1.3] Le sort du jour, le bien ou le mal qu’il apporte avec lui 7 [1.5] horoscope |
Examples |
8 [2.48] fa savihiny ny tononandro fa zava-mahery ny tononandro. 9 [2.895#] tononandro inona leiroa ity andro anio ity, hoy i Kadadra? 10 [2.508#] Izy no iankinan' ny rehetra hamantarana ny tononandro tsara ho fantatra na ny mahasoa na ny mandoza. 11 [2.131] Atsy andrefana atsy misy vololondravina roa mifanatrika alao vintana alao tononandro fa na tsy mivady aza miranitra fadiro ny ahibahoaka fandrao halambahoaka an-tanana fadiro ny tsitohintohina fandrao tohim-pitia koa lavo |
Vocabulary |
12 Religions, Beliefs |
Elementary words | 13 tonona, andro |
Compound words |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word tonon' andro |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |